Letter from Pastor Ravelojaona
2 June 1956
|
|
Unpublished (1956).
|
Letter
|
Full Text of the Letter (Malagasy Original)
|
Antananarivo 2 Juin 1956
Monsieur le Pasteur Rambeloson, Président
Ny Mpitandrina amin'ny Fiangonana valo trano
Ny Comité local momba ny sekoly ao AMBOHIMANARINA
Ry havana,
Ny Comité de Direction izay nivory tamin'ny Alarobia 30 Mai teo, rehefa namadibadika ny toe-draharaha momba ny sekoly eto Miaramirindra, dia nanapa-kevitra toy izao:
1.- EKEN'NY COMITÉ de Direction ny fialana izay napetra' Andriamatoa Rajaonarivony, tamin'ny 5 Avril 1956. Efa nandefasany copie n'io fialana io hianareo Comité local. Koa dia hanapitra ny taon-tsekoly ao Miaramirindra izy ary manomboka amin'ny 1 Août 1956 dia tsy ho isan'ny mpampianatra eto amin'ny sekolin'ny Commune izay iadidian'ny Comité de Direction intsony.
2.- IZY TELOLAHY MPAMPIANATRA: Rakotoarison, Rajohnson, Rabemanotrona, dia hafindra toerana. Ny Comité de Direction no hanendry ny toerana hiasany sy ny fotoana hanombohany ny asa.
3.- Ny amin'ny hijoroan'ny sekoly ety Ambohimanarina kosa dia hiezaka ny Comité de Direction hanao ny fikarakarana mahasoa rehetra ka tsy ho KAMBOTY VELIVELY Ambohimanarina, na ny momba ny Directeur na ny momba ny mpampianatra.
Satria tena an-tsitra-po no nampidiran'ny Comité local ny sekoly Antanety sy Miaramirindra ho ao antin'ny firaisan'ny 65 trano, dia mangataka anareo izahay mba hiray saina aminay amin'izao fanapahan-kevitrareo izao.
Dia mamangy sy manao veloma finaritra anareo izahay
Amin'ny anaran'ny Comité de Direction
SONIA
Président: Pasteur Ravelojaona
Secétaire: Rafam'Andrianjafy
|
Full Text of the Letter (English Translation)
|
Antananarivo 2 June 1956
Pastor Rambeloson, President
To the pastors of the eight churches
To the local Committee of the school in AMBOHIMANARINA
Dear friends,
The Management Committee who met at Alarobia on 30 May, when reviewing the situation of the school at Miaramirindra, took the following decisions:
1. The Management Committee approved the resignation letter from Mr Rajaonarivony on 5th April 1956. He had already sent a copy of his resignation letter to the local Committee. He will continue to teach at Miaramirindra until the end of the school year, and as of 1 August 1956 he will no longer be a teacher at the school, as the Management Committee agrees.
2. The three current teachers, Rakotoarison, Rajohnson, Rabemanotrona, will be relocated. The Management committee will appoint them to a new place of work and announce the date to begin.
3. In order to maintain the school at Ambohimanarina, the Management Committee will endeavour to do everything necessary so that neither it nor the headteacher and teachers will be forgotten.
And, because the local Committee voluntarily agreed the decision to join the two schools at Antanety and Miaramirindra with the other 65 in the area, we urge you to support us in our decisions.
We send our greetings
In the name of the Management Committee
SONIA
President: Pastor Ravelojaona
Secretary: Rafam'Andrianjafy
|
Categories
|
|
Acknowledgement
|
This item was kindly donated to the Madagascar Library collection by Andrew Carpenter.
|